Teny iditra retsika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahatsiarovana ho misy mamolivoly na mandehandeha any apatin' ny tena any
Enti-milaza ny asa ataon' ny zavamananaina maro be indray mihetsika
Aretina mitsakotsako malefaka amin' ny faritra iray na maro. [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra retsidretsika

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31