Teny iditra | renimandotra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibilava, vasoka somary misy mainty mivolonkary ny volony, ary malaza ho masiaka [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Tovy hevitra | mandotra | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |