Teny iditra rendrehana (rendrika)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendrehana fotsiny izahay rehetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sleepy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui a sommeil, assoupi [1.8]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31