Teny iditra relijiozy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lehilahy na vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra, ao anatin' ny Fikambanana iray, mba hanasoa namana, hampianatra... ka manao voady telo: manokan-tena tsy hanambady mandra-pahafaty, tsy mitana vola manokana ho an' ny tena ary manaiky ny lehibe (Fiv. kat) [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: religieux.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31