Teny iditra | raviravio (raviravy) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana raviravezo | |
Ohatra | Koa raviravio ange ny tanan'ialahy fa ataon'ialahy ho lasa ny mamba!
[2.298] | |
Tovy hevitra | raviravezo | |
Fivaditsoratra | raviravio, varivario |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |