Teny iditra Ratsikmandrava Richard
Singan-teny Ratsimandrava ; Richard
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Richard Ratsimandrava (1931-1975)
Militaire de carrière ... A partir de 1959, il est le chef de la gendarmerie malgache ... En 1972, nommé Ministre de l'Intérieur du Général Ramanantsoa, il organise le territoire sur le modèle traditionnel du fokonolona. Après la démission de Ramanantsoa, il reçoit les peins pouvoirs, désigné comme chef de l'État le 5 février 1975. Le 11 février 1975, il est assassiné à Tananarive... [1.59]
Ohatra Izany dia marina indrindra ho an' ny tontolo ambanivohitra, izay tsy noraharahain' ny fitondram-panjakana nifandimby hatramin' ny fahaleovantena- afa-tsy ny mety ho vita tamin' ny fitondrana fohy nentin' ny kolonely Ratsimandrava angamba. [4.27]
Voambolana 
Zanakanarana Le Colonel Ratsimandrava
Zara Hazondamosina velona avy amin'ny kôlônely Richard Ratsimandrava
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/25