Teny iditra rarina (rary)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Angatahina mba handresy, mba ho soa sy ho tsara amin' ny alalan' ny vavaka: Rarina ho zina ny taona, handresy ny tafika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : rarina, rariko, rarinao, rariny, rarintsika, rarinay, rarinareo, rarin', rarin-, rarim-, rari-
Ny lasa : norarina, norariko, norarinao, norariny, norarintsika, norarinay, norarinareo, norarin', norarin-, norarim-, norari-
Ny hoavy : horarina, horariko, horarinao, horariny, horarintsika, horarinay, horarinareo, horarin', horarin-, horarim-, horari-
Filaza mandidy : rario

Teny iditra rarina (rary)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ampifampidipidirina mba ho tonga tsihy; randranina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be plaited, to be woven [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on tresse [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : rarina, rariko, rarinao, rariny, rarintsika, rarinay, rarinareo, rarin', rarin-, rarim-, rari-
Ny lasa : norarina, norariko, norarinao, norariny, norarintsika, norarinay, norarinareo, norarin', norarin-, norarim-, norari-
Ny hoavy : horarina, horariko, horarinao, horariny, horarintsika, horarinay, horarinareo, horarin', horarin-, horarim-, horari-
Filaza mandidy : rario

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31