Teny iditra |
ranto
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandehanana any an-tany lavitra hivarotra na hikaro-java-tsoa. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Trade, commerce, traffic. Used of a journey to a distant part for commercial business. See Varotra [1.2]
|
| Trade done in travelling [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Commerce d'un marchand ou collecteur ambulant [1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
ranto
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
Tora-pasika amoron-dranomasina [1.78]
|
| [Sakalava]
Tany misy fasika fotsy madinika dia madinika ary midobodoboka raha hitsahina [1.1]
|
|