Teny iditra rangory fototry ny afo
Singan-teny Rangory ; fototra ; afo
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1Izany mihitsy no rangory fototry ny afo tao Imamo tao. [2.528]
2izay levona satria nampangaina ho rangory fototry ny afon' ny tabataba. [2.113]
3|Handeha hifindra fonenana sy hiova tokantrano Ramatoa izay Rangory fototry ny afo, vavahady anton' ny vohitra, ary varavarana anton' ny trano. [2.346]
4izy, hono, no nampiana-dratsy ny hafa, izy no Rangory fototry ny afo amin' izao "fisandohan-javatr' olona" izao. [2.472]
5Ankoatran' ny antony maro moa, matetika ny afitsok' ireo sasantsasany amin' ny iraka na solotenantsika fitondram-panjakana any ifotony sy Faritra rehetra any no rangory fototry ny afo. [1.368]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20