|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ranavavy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka, Tanala] [rañavavy] vavy antitra, rafotsy
4  [1.78] [Taisaka] [rañavavy] antibavy
5  [1.13] vaviantitra
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] [Provincial] an old woman
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.13] vieille femme
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny ranavavy io

Teny iditra (2/3)9  ranavavy
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.13] mpanjakan-tantely
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.13] reine d'abeille
Voambolana  13  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (3/3)14  ranavavy
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.78] [Bezanozano] reny omby, omby vavy
Fanazavàna teny anglisy  17  [1.2] a cow with no hump
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.3#505] vache descendant de celles introduits de France par Mr. Laborde
Voambolana  19  Haibiby: mampinono
Singan-teny  20  rana, vavy

Fivaditsoratra  21  ranavavy, vavarany

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/22