Teny iditra ramirebaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-bosotra omena ny anantsonga noho izy mahabe rivotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de mirebaka : se pavaner avec des vêtements très amples ; allusion aux grandes feuilles de cette potagère). Relevé par Dubois. Brassica chinensis L. (Brassicaceae) ou chou de Chine. Les Betsileo ne l'apprécient pas beaucoup. « Traka tsa dia mba soa loatsa » (Dubois), c'est-à-dire un légume qu'on n'apprécie pas trop. [1.196]
Anarana siantifika Brassica chinensis
Ohatra Mangahazo, ramirebaka, sakamalao sisa hita tamin' ny fivarotana tao an-tanàna. [2.472]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31