Teny iditra | ramilaheloka (ila, heloka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kafa iantsoana ny fandrefiala [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A small species of chameleon, which the Sihanaka believe causes illness to anyone stepping on it. Chameleon superciliaris (?) [1.2] | |
Anarana siantifika | Chameleon superciliaris | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |