Teny iditra Ramandiamanana Alfred
Singan-teny Ramandiamanana ; Alfred
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ramandiamanana Alfred (1886-1938/05/17) ( DMN, Ramangamalefaka) [3.1]
 Mpanoratra tantara foronina mahay mitsikera toetr' olona aoka izany. Anarana indrana: DMN, Ramangamalefaka [2.313]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20