Teny iditra raki-malala
Singan-teny rakitra ; malala
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Izay rehetra tiana sy lalaina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Thoughts kept in one's own heart, and only revealed to one's most intimate and trustworthy friends. [1.2]
Lohateny Rakimalala (Dox)
Ohabolana 

Teny iditra Rakimalala
Singan-teny raki-malala
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Dox (Razakandraina Jean Verdi Salomon), 1955
Fanonta printy Takila: 16.
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21