Teny iditra Rajaobelison Samuël
Singan-teny Rajaobelison ; Samuël
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Rajaobelison Samuël (1915-) ( Zakarandahy) [3.1]
 Samuël Rajaobelison - na Zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko; ny mahagaga anefa dia tsy mba manao tàhaka ny ankamaroan'ny poety izy, izany hoe manatsoaka aingam-panahy avy amin' ny zavatra asehony "toa teo ", fa avelany ho anjaran'ny mpamaky izany. [2.314]
Voambolana 
Asa navoany Fehezam-bary gasy 1957
Mpanjono
Mpikororoka ampombo
Ralaikamboty
Voninkazo taratasy

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20