Teny iditra raivasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [angl. reverse] Fanatsingolohana ny basy ho mari-pisaonana mpanjaka na mpitondra ambony [1.1]
 Used in manao raivasy [1.1]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Anglisy: reverse.

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11