Teny iditra | rahefa avy | |
Singan-teny | rahefa ; avy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny zavatra natao talohan' ny zavatra hafa iray: Rahefa avy nisakafo izahay, dia nitsangantsangana teny amoron-dranomasina [1.1] | |
Tovy hevitra | rehefa avy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |