Teny iditra rahatrizay
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Indray andro any aoriana any: Aza mamoy fofa mbola ho sambatra ianao rahatrizay
Ppt.feh.: Rehefa... any aoriana any: Hanome fiantrana ny mahantra aho rahatrizay miasa mandray karama, hoy Isambilo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [hatra, up to, izay, that.] Hereafter, at some future time. [1.2]
 When someday in the future, at a time when [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Un jour, quand [1.8]
Ohatra 
1Aza ianao velona izao no jerena, fa ianao velona rahatrizay. [2.895]
2Saingy tandremo sao mivily lalana ise ka miala amin' ny Misiona rahatrizay! [2.356]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02