Teny iditra | rahalina | |
Singan-teny | raha ; alina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anio alina: Hovitaiko rahalina itỳ osa itỳ [1.1] | |
Ohatra | tamin'ny alina farany teo, mifamaly amin'ny hoe rahalina, izay ilazana hoe " amin'ny alina ho avy.
[2.314] | |
Fivaditsoratra | lanahary, rahalina, rañalahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/24 |