Teny iditra raha alina
Singan-teny raha ; alina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana ny alin' ny andro iresahana; amin' ny alina: Mitondra fanala ny olona moka dokotera raha alina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy This evening, tonight; same as anio alina [1.2]
Tovy hevitra anio alina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/27