Teny iditra Rafanoharana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Rafanoharana (1901-1951) (Bolespara) [3.1]
 Rafanoharana - na Bolespara eo amin' ny lanitry ny literatiora - dia mpanoratra sy poety fanta-daza efa anisan'ny zokinjokiny fa teraka tamin' ny 1901. Izany dia manambara avy hatrany fa anisan' ireo poety malagasy taloha noheverina ho nandraikitra ny filamatry ny poezia teto izy. [2.314]
Fanazavàna teny frantsay Né a Ambositra, il est élevé par sa grand-mère qui lui inculque l'amour des histoires et de la littérature malgache. Il poursuit ses études dans les écoles protestantes, il y enseigne puit devient comptable dans différents établissements de 1925 à 1951. Il est ami avec d'autres poètes, Rabearivelo, Ny Avana, Jean Narivony, et, en 1931, cherche à créer des associations d'écrivains ressemblant à l'Académie Malgache. Il écrit lui-même des nouvelles et de la poésie dans les journaux, et reçoit le deuxième Prix des Belles-Lettres en 1932 pour son roman Ilay veromanitra. [1.59]
Voambolana 
Asa navoany Ilay ony
Ilay Veromanitra 1977
Manjombonjombona
Ny Fanandratan-tena
Tsy tanim-pahoriana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31