Teny iditra radoina (rado)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ampanaovina rado, haingòina amin' ny rado: Noradoina i Soa kely ka aoka izany ny hatsarany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : radoina, radoiko, radoinao, radoiny, radointsika, radoinay, radoinareo, radoin', radoin-, radoim-, radoi-
Ny lasa : noradoina, noradoiko, noradoinao, noradoiny, noradointsika, noradoinay, noradoinareo, noradoin', noradoin-, noradoim-, noradoi-
Ny hoavy : horadoina, horadoiko, horadoinao, horadoiny, horadointsika, horadoinay, horadoinareo, horadoin', horadoin-, horadoim-, horadoi-
Filaza mandidy : radoy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20