Teny iditra | radaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka, Tanala] Saobakaka: Radaka ambodikararake: havela eo migolegake halaina teo moto-maso (saobakaka ambodifantsakana havela eo miretaka: hesorina teo mivandravandra) [1.78] | |
[Bezanozano, Tambahoaka] Sahomborera [1.78] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Grenouille. [1.19] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny radaka io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |