Teny iditra rabaraba (raba)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandehandehanana atsỳ sy arỳ tsy misy fieritreretana, tsy misy kitotony; fanaovan-javatra tsy amim-piheverana, kitoatoa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Root of arabaraba, mirabaraba, mandrabaraba [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Action d'aller, de marcher, d'agir sans réflexion, sans ordre [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra raba

Teny iditra rabaraba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A word used for a rat in the phrase tain-drabaraba [1.2]
Fanazavàna teny frantsay (vieux) rat [1.3]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra rabaraba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Fivelatry ny ravin-javamaniry raha vao mitsiry [1.1]
Voambolana 

Teny iditra rabaraba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo (Chaetocarpus rabaraba, Capuron) [3.1]
Anarana siantifika Chaetocarpus rabaraba
Voambolana 
Habaka 
Calalogue of the Vascular Plants of Madagascar http://www.tropicos.org/Name/12804529?projectid=17
Xylothèque de Jean-Claude Cerre http://perso.orange.fr/cerre/poster/pages/Rabaraba.htm

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/15