Teny iditra | potika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sombina, vaky: Poti-kena [1.1] | |||||||||||||||
Sombinjavatra kely [1.13] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Particule [1.13] | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny potika io | |||||||||||||||
Teny iditra | potika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Rovitra, hotohoto, voarotika: Potika ny akanjony avy tao anatin' ny fifanjevoana tao / Hataoko potika ialahy fa aza be lama eo [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | kapoty, kitapo, pitako, pokaty, potika, tapoky, topika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |