Teny iditra | poretake | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Andreta (vorona), vorona tia sitrika anaty bozaka na toerana sarotra, lobolobo, tsaporetika: Mañano vonim-poretake (miafina eo akaiky eo anefa tsy hita na sarotra hita) lobolobo, tsaporetika [1.78] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |