Teny iditra | pondy | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandraisan-javatra amin' ny tanana izay poriporetina na fenjafenjaina; poly. [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Comme pondipondy [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | pondipondy | |||||||||
Teny iditra | pondy | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tanala] vanja : Jara-pondy añefitre ka tsy ba anañam-be (zara vanja lavitry ny toby ka tsy mba ananambe) [1.78] | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/14 |