Entrée polisa
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr. pouls] Fitepon' ny fo manosika ny ra, izay mora heno indrindra eo amin' ny hato-tanana anoloana: Ny isan' ny polisa ho an' ny olona salama dia eo amin' ny 72 isa-minitra eo. / Mitsapa polisa [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: pouls.

Mis à jour le 2020/07/31