Teny iditra poika
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny ataon' ny ankizy entiny mandà izay lazaina aminy: Bozy a, indriako, hono, no namaky ity fitaratra ity? Poika! izaho tsy nahalala ny fisian' io fitaratra io akory [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31