Teny iditra | pitsa | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Tery, tsy omby intsony [1.78] | |
Teny iditra | pitsa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Rano [1.78] | |
Fivaditsoratra | pitsa, tsipa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |