Teny iditra pitro > fitrona (trona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny biby mitrona, izany hoe manao feo tsy faly toy ny manerona [1.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra pitro > fitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famafana, fanesorana ny diky amin' ny vorodamba, taratasy.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy See faoka. [1.2]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Teny iditra pitro > fitroka (troka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo trohina [1.1]

Teny iditra pitro > fitroka (troka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitroka, izany hoe misintona (zavatra) amin' ny orona na ny vava amin' ny alalan' ny rivotra [1.1]

Teny iditra pitro > fitroka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fantsona kely isintonana ranoka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Pipette [1.13]

Teny iditra pitro > fitroka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Tankarana] (de troka : action d'aspirer un liquide). Ravenala madagascariensis Sonn. ( Strelitziaceae). On sait que le pétiole des feuilles de Ravenala retient toujours une certaine quantité d'eau qu'il est possible d'aspirer pour se désaltérer. [1.196]
Anarana siantifika Ravenala madagascariensis
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra pitro > fitro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Sesitany [1.78]

Fivaditsoratra