Teny iditra | pitika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra miendaka na miala amin' ny zavatra iray: Piti-bomba Fialana tampoka ary toa mitsambikina [1.1] | |||||||||||||||
Tsipika mitapatapaka [1.13] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Pointillé [1.13] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Lohateny | ||||||||||||||||
Tsipelina hafa | pitsika | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | kapity, pitika, tapiky, tipika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |