Entrée | pipa | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Zavatra lavalava misy fatana sy fantsona kely natao hifohana ravim-paraky efa voatetitetika madinika, izay ampirehetina ao anatin' ilay fatana kely dia trohina amin' ilay fantsona kely kosa indray [1.1] | |
Explications en anglais | a tobacco pipe [1.7] | |
Explications en français | pipe à fumer [1.8] | |
Origine | Français: pipe. | |
Anagrammes |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |