Teny iditra pilopilo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Marani-doha
Ilazana koa ny loha mihefikefika mampiseho hajejoana, na ny loham-bibilava misosososo sy mitrangatranga lela [1.1]
Sampanteny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra pilopilo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  voantsimperifery, dipoavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Sakalava] Cayenne pepper-plants. Capsicum annuum, L., C. frutescus, L. Same as sakay and sakaibe. See pilipily. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (de pilo : adjectif : acéré, pointu, vulnérant). Le duplicatif de cet adjectif qui avait une signification bien précise en malgache, a été hybridé avec le mot souahéli pilipily. Capsicum frutescens L. et Capsicum annuum L. (Solanaceae). [1.196]
Anarana siantifika Capsicum annuum, Capsicum frutescens
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31