Teny iditra pilimo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. plume] Teny enti-milaza ny lelam-penina sy ny tahony miaraka [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: plume.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31