Teny iditra pila
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Banga (antsy, ets.) [1.78]

Teny iditra pila
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay pile] Fitehirizana aratra, avy amin' ny fitambaran-javatra miteraka angovo simika izay miova ho angovo elektrika ka ampiasaina amin' ny jiro na radio fitondra mandeha; misy pila fisaka ary misy pila boribory; vataaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Battery [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Pile [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: pile.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/28