Teny iditra Pierre
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Ohatra 
1Nitohy ihany ny tifi-tafondron' ny Amiral Pierre. [2.508]
2Dia tonga tokoa ny Amiraly Pierre nanjera baomba tao Mojanga [2.113]
3Ry Rasamoela (St-Pierre), Rajafetra, Razafimahefa (mpitandrina tany Ambositra taty aoriana) no nampianatra azy tao. [2.357]
Anaran' olona 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20