Teny iditra pic
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tendrombohitra avo sady midoza [1.4]
 Tendrombohitra milingilingy [1.9]
 Tendro: Le pic d'une montagne (Ny ten [...] [tohiny 1.66]

Teny iditra pic
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Angady marani-doha, tsolo [1.4]
 Vy fihadiana tany [1.9]
 Vy fihadian-tany, vy fikapoham-bato [1.66]

Teny iditra pic
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-borona [1.9]
 Pika (voronkely vahiny mpitsaingotsaingo [...] [tohiny 1.66]

Teny iditra PIC
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Pôles Intégrés de Croissance [3.1]
Voambolana 
Mpanahaka  Fanafohezan-teny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31