Teny iditra |
petra-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe petraka
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
petra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hafatrafatra mafy: Nasain-drainy honina any ambanivohitra izy araka ny pepetrany taminy Hevitra nifanekena ary tandremana tsara: Natao ny pepetra alohan' ny hisarahana. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Same as pepetra
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Commission, recommandation, injonction, charge que l'on confie [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
petra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandrarana na fisakanana [1.1]
|
Sampanteny |
|