Teny iditra peta-drindrina
Singan-teny peta- (petaka) ; rindrina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy (taloha) nilazana ny saridiseza amin' ny trano [1.1]
 [ petadrindrina ] (ankehitriny) taratasy apetaka amin' ny rindrina misy filazana ho an' ny be sy ny maro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A wainscot. See saridiseza [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Affichage [1.13]
Ohatra 
1Eny amin' ny arabe, na aiza na aiza, misy petadrindrina maneso ireo relijiozy lahy sy vavy. [1.369]
2Ny volana febroary dia efa nasiana petadrindrina lehibe tamin' ny toerana nanavanana teo an-tanàna. [2.356]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24