Teny iditra | pataka > fatakana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] vero [1.78] | ||
[Tanala] Zava-maniry, karazam-bero [1.78] | |||
Vero lava, mitovitovy amin'ny fary izy, saingy madinika lava be [2.245] | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Probably the name of a tall grass [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] Neyraudia arundinacea (L.) Henrard (Poaceae). Emplois en vannerie : paniers, nasses. [1.196] | ||
Anarana siantifika | Neyraudia arundinacea | ||
Ohatra | Nalaina ny lavenom-boarano, indro ny tain' omby tsy hita reny, ny fatakana, mitolefika, ny longozy zondy, ny sakarivo masiaka
[2.245] | ||
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | ||
Anaram-javamaniry |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fatakana io | ||
Fivaditsoratra | afantaka, fanataka, fatakana, tafakana |
Teny iditra | pataka > fataka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Tsato-kazo: Eko abosaka amin'ny fataka ny rano velona (Ary dia aidina amin'ny tsato-kazo ny rano avy eny andohorano) [1.78] | |
Teny iditra | pataka > fataka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo] Nom donné aux grandes Poaceae à chaumes élevés et très rigides. Notamment : Panicum maximum Jacq. ; Panicum subalbidum Kunth et Hyparrhenia rufa (Nees) Stapf (Poaceae). Le jus obtenu en pilonnant les jeunes pousses est instillé dans les blessures comme cicatrisant et pour les protéger de l'infection ; action antibiotique. [1.196] | |
Anarana siantifika | Hyparrhenia rufa, Panicum subalbidum | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Fivaditsoratra | fataka, katafa |