|
|
|
|

Teny iditra 1  paosy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fomban' akanjo toy ny lasaka kely mizaitra ety ivelany ka fasiana zavajavatra madinika isan-karazany: Ny dakano misy ambadika;ny loka no misy an-koatra; ny akanjo no soa misy paosy, ... fa ratsy koa raha ratsy raha mba mivadika ny marina (Anganon' ny ntaolo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a pocket [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 poche [1.3, 1.8]
Voambolana  6  Toe-karena: zaitra
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how paosy

Fivaditsoratra  8 apiso, 9 aposy, 10 Paiso, paiso, paosy

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/25