Teny iditra paipaika (paika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  paika [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif fréquentatif] [1.3]
 Petit coup [1.196]
Ohatra Mitombo hatrany ny fahorian' olona an-tapitrisany, izany dia tsy azo odian-tsy hita noho ny paipaika ara-toekarena na noho ny baikon' ny teknika. [4.27]
Kamban-teny 

Teny iditra paipaika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara, Sakalava] (allusion aux chocs très légers des chaumes frappant les uns contre les autres). Chrysopogon serrulatus Trin. (Poaceae). Bonne fourragère. [1.196]
Anarana siantifika Chrysopogon serrulatus
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/15