|
|
|
|

Teny iditra1  paingo-jaza
Singan-teny  2 paingotra, 3 zaza
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 vavalava nafolaka, natao hitanana lamban-jaza indrindra [1.1]
Ohatra  6  Misy paingo-jaza ve any aminareo? [2.470#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12