Teny iditra otrikaina
Singan-teny otrika ; aina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ireo karazan-javatra hita ao anatin' ny zavamaniry na zavatra hafa ka misy ireo fototra mahavelona; ny tsy fahampiana na tsy fisian' ny otrikaina dia miteraka aretina toy ny solohitra, ny manirano, ny bibaka an-tenda...; nomena anarana araka ny abidy ny otrikaina, ka misy otrikaina A, B, D, B1, B2, PP.; vitamina [1.1]
 Singa mahavelona amin'ny sakafo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay éléments constitutifs d'un aliment [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03