Teny iditra | oteka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Tsoka (anaty taolana): Ataovo soa ny fanondro tsa ho rekitsa añaty taolaña ao sy mañala oteka añao (Tandremo tsara ny tondro tsy ho raikitra anaty taolana ao raha maka tsoka ianao) [1.78] | |
Fivaditsoratra | aketo, atoke, etoka, otake, oteka, takeo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |