Teny iditra |
ony
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Renirano mivarina any an-dranomasina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A river. See renirano. [mal. Sungai. For omission of s see ompa, etc.]
[1.2]
|
| A river [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Rivière [1.8, 1.13]
|
| Fleuve [1.8]
|
Voambolana |
Ohatra |
1 | Teo amoron' ony ianao, no nofisiko namintana;
[2.1022]
|
2 | misy adaladala isika koa manao rano maina ony.
[2.298]
|
3 | Mandoro biriky eny amoron' ny ony koa izy ireo.
[2.445]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
renirano |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
Sary |
|
|
Teny iditra |
ony
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny anglisy | See onotra
[1.2]
|
|