Teny iditra | ontailanina | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Vahilanina, mibilaka fa tsy mahitsy; mandringa ila (rafitra). [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Diverse in opinion, differing in sentiment. [1.2] | |||
Sampanteny |
| |||
Fivaditsoratra | nialin-taona, ontailanina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |