Teny iditra onjampeo
Singan-teny onja ; feo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Onde sonore [3.1]
Ohatra Antananarivo ihany ity ry mpihaino havana, izay ho renareo amin' ny onjampeo. [2.332]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/01