|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ondrana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fandehanana na fampandehanana miampita amin'ny lakana na sambo; fandefana entana na zavatra ho eny am-pita
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 embarquement
[1.3, 1.5] 5 action d'embarquer [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 23 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how ondrana |
| Teny iditra (2/2) | 24 ondrana |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26 Fahadonendrina, toetran' ny olona donendrina, taraiky
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 simplicité, imbécilité, bêtise
28 consanguinité qui empêche le mariage [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 37 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how ondrana |
| Fivaditsoratra | 38 anandro, 39 an-draño, andrano, 40 androña, androna, Androna, ondrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/25 |
|